Le Top classement 2010

Publié le par tantsary

Classement des bédéistes selon le vote du public.

N

noms

Nbre votes

1

Sleeping pop

288

2

Riri

170

3

Roddy

159

4

Raly

114

5

Nirina

53

6

Tagman

17

7

Francisco

14

8

Franco

14

9

Herman

12

10

Ramika

8

11

Mamy Alain

6

12

Ralay

6

13

Tojo

6

14

Pov

5

15

Njaka

4

16

Fenosoa

4

17

Eddy

4

18

Dwa

3

19

Mamitiana

2

20

Ndrematoa

2

21

Elyzé Ranarivelo

1

22

Efraima

1

total votes

893

Publié dans GASY BULLES 2010

Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article
B

Arabahabaina izany i Sleeping Pop nahazo ny loka prix public.Na izany aza ohatran'ny tsy mampino ahy ny ny valin'ny vote an! Na izany aza anefa dia makasitraka ny fandraisany andraikitra ataony ny
tenako, satria raha jerena ny taonany dia vitsy ny tovovavy ohatr'azy mihetsiketsika manentana ny bd malagasy.
Makasitrraka ihany koa ny expo nokarakarain'i njaka ,H Manga, Albii kely, Taka.Izay nanao manoka ny expo any.Izay nampiseo fa na dia tsy miaraka @séséasé aza dia mahavita zavatra.
Isika malagasy dia anisan'ny anjararezina raha bd eto afrika.Tsy makasitraka ny tenako ny fiantsona lava an'i Barly Baruti hampanao formation ny zandry bd iste gasy.Ataon'ny tohatra fikarana
fotsiny mpanatalenta gasy.
Tolokevitra ho anareo tantsary.Fa maninona moa raha ireny henjana @ bd any eropa ireny no antsonina hampnao formation fa tsy bdiste izay lany laza any eropa.Izay ny tolo-kevitra azo atolotra ary
azonareo atao mihitsy no manome anarana bdiste an'ny séséasé.
Tokony hanana ny hambo-po isika malagasy fa tsy ireo afrikanina ireo akory no hampanao formation antsika.
Be ireo zokitsika mpanao bd mahay lavitra noho ireo.Tsy ireny ary ve no tokony ataontsika hangalana traikefa.

Répondre